Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
13 juin 2013

Manim-podiana - Miss my homeland - Nostalgie du pays

def_no1_meih_happ

Racg4f  – Tahg4f @G4

"Manina anareo Izahay" - Miantso fa tsy afa-miala... Fa manantena foana ny mbola hiverina indray andro any!...

===

As we could not still return, we shout: "hey, we miss you!" but always hope "to be back soon! "...

===

Ne pouvant pas encore revenir, nous poussons un cri: "Ohé, vous nous manquez!" . Mais nous espérons toujours "être bientôt de retour!" ...

VAZON'NY TANTSAMBO (Mr RAZAFY)

Hitondra anao an’eritreritra aho
Any amoron-dranomasina any
Hijery ity voary mifamahofaho
Toa mivadika isan’ora
Miovaova hatrany hatrany
Injany rivodrivotr’ala
Toa mitsoka moramora
Arahin-kalokalo
‘Zay manako sesilany
Fa ny vazon’ny tantsambo
Miventsoventso toa mitomany

Any mantsy Ikaky sy Ineny
Any ireo havana tiana
Any ilay lolo mpanjeny
Ny aty re manim-podiana
Eny ry Ikoto
Eny ry Ikala
Manina anareo ’zahay
Miantso fa tsy afa-miala
Valio re fa mangahiahy

Mr Razafy
AKANIKO - SCENT OF FAMILY: "Indreto izahay taranaka Malagasy miely eran-tany"
- "Here we're Malagasy families in the world"
- "Nous voici, des descendants de Malagasy dans le monde"
Publicité
Publicité
Commentaires
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
  • Terak'It. RANJAMINA G. sy Atoa RAFARALAHIMANANA J. ~ "Scent of family - Akaniko" is a collection of families photos, their roots in madagascar, family tree, traditions... ~ "Akaniko" dia vohikala manangona ny sarim-pianakaviana sy ny momba azy ireo
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
Archives
Derniers commentaires
Visiteurs
Depuis la création 45 132
Publicité