Hajao ny Ray aman-dReninao: ho ela velona ianao - Honor your Father and your Mother... - Respecte-ton père et ta mère ...
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.
PARENTS, PRIEZ POUR VOS ENFANTS TOUS LES JOURS !
TENIMANA MIVAVAHA HO ANAY
RESPECT THE OLD PEOPLE AND YOU'LL BE BLESSED (YOU'LL LIVE FOR A LONG TIME)
***
HONORE TON PERE ET TA MERE, AFIN QUE TES JOURS SE PROLONGENT dans le pays que l'Eternel, ton Dieu, te donne. (Exode 20: 3-17)
C'est un des rares commandements divins suivis de promesse Exode 20:3-17
***
Ianareo, rankizy;
Mampalahelo tsy manaja ray aman-dreny fa manafotoana olombelona ...
Tsy hita ny ambara, vava tena foana no lava!
Anarina isan'andro fa lasa mandeha...
...
Papa, mivavaha ho anay
...
Papa,
Mama, aza kivy ro!
Fa mivavaha ho anay
Isan’andro…
Mivavaha ho anay ianareo
Papa
Zay ny “solution” ... dia ny vavaka ihany!
...
Zanako o!
...
Aza adino ny didin'Andriamanitra amin'ny didy faha-4
"MANAJA NY RAINAO SY NY RENINAO MBA HO MARO ANDRO IANAO ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao." Ekzodosy 20: 3 - 17
...
Papa, mama
nahitako masoandro ianareo, mendrika hajaina mba ho maro andro hiainana aho - helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013
- "Nous voici, des descendants de Malagasy dans le monde"