Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
4 juillet 2013

Miderà - Praise - Loue ton Créteaur

chris_bru_can3_happy

Chri_bru © , tous droits réservés 2013 ~  Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.

Salamo 146:1-10 - 1Haleloia! Aoka hidera ny Tompo aho!

2Hidera ny Tompo aho raha mbola miaina koa; hankalaza ny Andriamanitro aho raha mbola velona koa.

3Aza mba mitoky amin'ny mpanapaka, dia izay olombelona tsy afa-mamonjy:

4vantany vao miala ny fofonain'ireo, dia miverina amin'ny vovoka niaviany izy; ka amin'izay indrindra no rava ny fikasany.

5Sambatra izay manana an'Andriamanitra ho Mpitahy, dia ilay Andriamanitr'i Jakôba; sambatra izay mametraka ny fitokiany ao amin'ny Tompo Andriamaniny:

6dia Andriamanitra nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao amin'ireny, mitandro fahamarinana hatrany

7ka manome rariny ny ampahorîna ary manome sakafo ny noana. Ny Tompo mamaha ny mpifatotra;

8ny Tompo mampahiratra ny jamba; ny Tompo mampitraka ny mitanondrika;

9ny Tompo miaro ny vahiny sy manohana ny kamboty ama-mpitondratena; ny Tompo mitia ny olo-marina fa mampibirioka kosa ny olon-dratsy.

10Hanjaka mandrakizay ny Tompo, dia ny Andriamanitrao, ry Ziona ô, amin'ny taona mifandimby. Haleloià!

 

 ***

 

Psalm 146:1-10  -  Praise the Lord. Praise the Lord, my soul.

I will praise the Lord all my life; I will sing praise to my God as long as I live.

Do not put your trust in princes, in human beings, who cannot save.


When their spirit departs, they return to the ground; on that very day their plans come to nothing.

Blessed are those whose help is the God of Jacob, whose hope is in the Lord their God.

He is the Maker of heaven and earth, the sea, and everything in them- he remains faithful forever.


He upholds the cause of the oppressed and gives food to the hungry. The Lord sets prisoners free,

    the Lord gives sight to the blind, the Lord lifts up those who are bowed down, the Lord loves the righteous.


The Lord watches over the foreigner and sustains the fatherless and the widow, but he frustrates the ways of the wicked.

10 The Lord reigns forever, your God, O Zion, for all generations. Praise the Lord.

Psaume 146 :1-10 - 1 Louer l’Eternel ! Mon âme, loue l’Eternel !

2 Je louerai l’Eternel tant que je vivrai. Je célèbrerai mon Dieu tant que j’existerai.

3 Ne vous confiez pas aux grands, aux fils de l’homme, qui ne peuvent sauver.

4 Leur souffle s’en va, ils rentrent dans la terre. Et ce même jour leurs desseins périssent.

5 Heureux celui qui a pour secours le Dieu de Jacob. Qui met son espoir en l’Eternel, son Dieu !

6 Il a fait les cieux et la terre, la mer et tout ce qui s’y trouve. Il garde la fidélité à jamais.

7 Il fait droit aux opprimés ; il donne du pain aux affamés. L’Eternel délivre les captifs.

8 L’Eternel ouvre les yeux des aveugles. L’Eternel redresse ceux qui sont courbés. L’Eternel aime les justes.

9 L’Eternel protège les étrangers. Il soutient l’orphelin et la veuve ; mais il renverse la voie des méchants.

10 L’Eternel règne éternellement ; ton Dieu ô Sion, subsiste d’âge en âge ! Louez l’Eternel !

AKANIKO - SCENT OF FAMILY: "Indreto izahay taranaka Malagasy miely eran-tany"
- "Here we're Malagasy families in the world"
- "Nous voici, des descendants de Malagasy dans le monde"
   
Publicité
Publicité
Commentaires
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
  • Terak'It. RANJAMINA G. sy Atoa RAFARALAHIMANANA J. ~ "Scent of family - Akaniko" is a collection of families photos, their roots in madagascar, family tree, traditions... ~ "Akaniko" dia vohikala manangona ny sarim-pianakaviana sy ny momba azy ireo
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
Archives
Derniers commentaires
Visiteurs
Depuis la création 45 077
Publicité