Ny soa entin'ny olona tsirairay no jereo - Consider the best in everyone - Considérer le meilleur qui est en chacun
NY SOA ENTIN’NY TSIRAIRAY AVY
Aza mijery ny aty ivelany, aza mitompo tena mahafantatra mialoha fa ny olona samy manana ny soa entiny avokoa. Raha io no hijerenao ny manodidina anao dia lasa fahasoavana ny maha-samy hafa antsika tsirairay avy. Ny maro lasa mifameno, miravina ho Hery iray entina mihatrika ny fihainana.
Ilaina ny vola sy ny voninahitra fa aza mety ho andevozin’ny fitiavantena. Tadiavo aloha ny Fahamarinana, ny Fiadanana, ny Fitiavana. Dia ho Fahasoavana ho an'ny taninao sy ny Mpiray rà aminao ianao ary Ilay Andriananahary Mandrakizay hitahy an'i Madagasikara Tanindrazanao sy ny Malagasy eran-tany. © Olga HELISOA, Paris 2001, 2013
CONSIDER THE BEST IN EVERYONE
Never watch the outer aspects, leave aside the prejudices, see in everyone his best side. Our differences, our specificities become then profits because the diversities complement each other and favor us, strengthen us to face the life.
Wealth and Glory are necessary but not to be allowed dominate by the egoism. Think at first of Justice, Peace, Love. So God bless Madagascar, your Motherland, your Homeland and protects the Malagasy people in the world. © Olga HELISOA, Paris 2001, 2013
CONSIDERER LE MEILLEUR QUI EST EN CHACUN
Ne jamais regarder les aspects extérieurs, laisser de côté les préjugés, voir dans tout un chacun son meilleur côté. Nos différences, nos spécificités deviennent alors bénéfices car les diversités se complètent et nous avantagent, nous renforcent pour faire face à la vie.
Richesse et Gloire sont nécessaires mais ne pas se laisser dominer par l’égoïsme. Pense d’abord à ce qui est Justice, Paix, Amour. Ainsi, L'Eternel bénit Madagascar, ta Patrie et protège tous les Malgaches dans le monde. © Olga HELISOA, Paris 2001, 2013
NOT TO BE ALLOWED DOMINATE BY THE EGOISM
TSELATRA - MISY ANDRO
ZARAO IZAY KELY ANANANAO, ary ankino amin'Andriananahary... Izy mahefa ny sisa!
Jaona 6, 26-27
26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa tsy noho ny nahitanareo famantarana no itadiavanareo ahy, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky.
27 Aza miasa hahazoana sakafo mety simba, fa miasà kosa hahazoana sakafo maharitra izay mitondra fiainana mandrakizay, dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase ho mariky ny fankasitrahany azy.
***
SHARE LITTLE WHICH YOU HAVE, and entrust in the Eternal... He will make the rest!
John 6, 26-27 New International Version (NIV)
26 Jesus answered, “Very truly I tell you, you are looking for me, not because you saw the signs I performed but because you ate the loaves and had your fill.
27 Do not work for food that spoils, but for food that endures to eternal life, which the Son of Man will give you. For on him God the Father has placed his seal of approval.”
***
PARTAGE LE PEU QUE TU AS, et confie-toi à l'Eternel... Il fera le reste!
Jean 6, 26-27
26 Jésus leur répondit : En vérité, en vérité, je vous le dis, vous me cherchez, non parce que vous avez vu des miracles, mais parce que vous avez mangé des pains et que vous avez été rassasiés.
27 Travaillez, non pour la nourriture qui périt, mais pour celle qui subsiste pour la vie éternelle, et que le Fils de l'homme vous donnera; car c'est lui que le Père, que Dieu a marqué de son sceau.
- "Nous voici, des descendants de Malagasy dans le monde"