Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
24 juin 2013

Miankina amin'Andriamanitra Tsitoha sy Mahery - Lean on the Eternal Lord

eric_sourire_NB_happy

helys © , all rights réserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~  Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.

" Aza manahy na inona na inona" Filipiana 4:6  (Aza manahy na inona na inona ; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra.)

" Fa tsy misy zavatra tsy hain'Andriamanitra" Matio 1:37

Raha mino ianao fa Mahery sy Tsitoha Andriamanitra dia ho hitanao fa manjary kely ny olana hatrehinao.

Aza adinoina fa "Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra." Lioka 1:37

Koa aoka amin'ny herin'Andriamanitra sy ny fahefany tsy voafetra no ametrahana ny finoana sy ny fanantenana ao anatin'ny mafy.

VAVAKA

Ry Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra o!

Sambatra ny olona izay mahay mametraka ny fanantenany sy ny fiainany ao aminao. Ho aiza tokoa moa izahay raha tsy eo Ianao mitari-dàlana anay isan'andro sy mihaino ary mamaly ny vavakay rahefa tonga ny olana misy anay?

Ho deraina lalandava anie ny anaranao mandrakizay, mandrakizay - Amen - Mialy, TF Teny Fiainana

FAIRE FACE A TOUS LES REMOUS DE LA VIE - TENIR BON

Appuyes-toi sur l'Eternel

PRIERE

O Seigneur, nous ne sommes pas dignes de nommer ton Nom,

nous sommes perdus sans toi qui écoute nos prières,

tu nous guides par tes paroles, tu nous bénis chaque jour de notre vie, surtout quand nous traversons des moments difficiles.

Bénis soit ton Nom éternellement - Amen

AKANIKO - SCENT OF FAMILY: "Indreto izahay taranaka Malagasy miely eran-tany"
- "Here we're Malagasy families in the world"
- "Nous voici, des descendants de Malagasy dans le monde"
Publicité
Publicité
Commentaires
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
  • Terak'It. RANJAMINA G. sy Atoa RAFARALAHIMANANA J. ~ "Scent of family - Akaniko" is a collection of families photos, their roots in madagascar, family tree, traditions... ~ "Akaniko" dia vohikala manangona ny sarim-pianakaviana sy ny momba azy ireo
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
Archives
Derniers commentaires
Visiteurs
Depuis la création 45 077
Publicité